Découvrez les Parcs Nationaux de Madagascar avec les promotions de 2021

Découvrez les Parcs Nationaux de Madagascar avec les promotions de 2021

Andasibe Conseils voyages Destinations Madagascar Parc National Tourisme

C’est le moment ou jamais de découvrir les Parcs Nationaux de Madagascar avec les promotions de 2021

LANCEMENT DU TARIF PROMOTIONNEL DE MNP LORS DE LA 3ème EDITION DU SALON DU TOURISME DE MADAGASCAR
Le salon du Tourisme à Madagascar qui a eu lieu au jardin d’Antaninarenina a pris fin ce samedi 10 Juillet 2021. Cet événement a été organisé par le Ministère du Transport, de la Météorologie et du Tourisme en partenariat avec l’Office National du Tourisme de Madagascar afin de relancer ce secteur porteur et surtout attirer les touristes nationaux. 34 acteurs œuvrant dans le secteur du tourisme y ont participé dont MNP.

Découvrez les Parcs Nationaux de Madagascar avec les promotions de 2021
Madagascar National Parcs offre un tarif promotionnel à partir de ce 15 juillet jusqu’au 31 aout 2021. Le droit d’entrée dans nos parcs nationaux seront réduits de de 15 à 45% pour les adultes et les enfants. Par exemple, à partir de 25 personnes, une réduction de 50% soit 2 500Ar /pax / nuitée (feu de camp, aire de tente, coin cuisine, salle d’eau) sera appliquée. Si vous êtes un groupe de plus de 6 personnes, les enfants ne paieront pas de droit d’entrée.
Alors, profitez de cette offre exceptionnelle pour visiter nos parcs nationaux et les richesses qu’ils abritent. Vous apprécierez l’accueil des guides nationaux sur place dans l’un des Parcs nationaux de Madagascar.
#MNP #TourismeLocal #Promotion #SalonDuTourisme #TsenaBeFizahantany

En version malagasy ci dessous : promotions Parcs Nationaux de Madagascar

NAMPAHAFANTARINA NANDRITRY NY TSENAMBEN’NY FIZAHANTANY ANDIANY FAHATELO NY FIHENAM-BIDY HO AN’NY FITSIDIHANA NY VALANJAVABOAHARY TANTANIN’I MNP
Nifarana ny Sabotsy 09 Jolay lasa teo ny Tsenamben’ny Fizahantany teny amin’ny zaridaina an’Antaninarenina izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Toetrandro ary Fizahantany niaraka tamin’ny Ofisim-pirenena momba ny Fizahantany eto Madagasikara. Mpisehatry ny fizahantany miisa 34 no nandray anjara tamin’izany ary isan’ireny ny Madagascar National Parks. Hetsika goavana natao hanomezana aina indray ny sehatry ny fizahantany sy hisarihana ireo mpizahantany malagasy.
Ny Madagascar National Parks dia nampahafantatra ireo karazana Faritra Arovana izay tantaniny ary azontsika rehetra tsidihana. Manao fihenam-bidy mahakasika ny fitsidihana ireo Valanjavaboahary izahay manomboka ny 15 Jolay izao ka hatramin’ny 30 Aogositra 2021. Mihena 15 ka hatramin’ny 45% ny fidim-pidirana ho an’ireo vahiny na ho an’ny olon-dehibe izany na ho an’ny ankizy. Mihena araka ny isan’ny olona ihany koa ny saran’ireo hetsika atao rehefa any an-toerana. Manomboka eo amin’ny 25 olona ohatra dia mihena ho 2 500ar isan’olona/isan’alina ny fanaovana lasy, ny ofan’ireo toeram-pandrahoan-tsakafo. Maimaimpoana ihany koa ny vidim-pidirana ho an’ny ankizy raha mihoatra ny enina ny vondron’olona hitsidika.
Manentana antsika rehetra àry hitsidika ny valanjavaboahary izay mirakitra ireo harena voajanaharintsika.