Zahatany 03 Octobre 2020 |Île Antsoheribory – Mahajanga|

Madagascar Mahajanga

Zahatany 03 Octobre 2020 |Île Antsoheribory – Mahajanga|
Any Antsoheribory, ao amin’ny Fokontanin’i Boenaranta, Kaomina Antongomenanibevary, Distrikan’i Mitsinjo no hitondrana anao ato anaty fandaharana.

Any Antsoheribory, ao amin’ny Fokontanin’i Boenaranta, Kaomina Antongomenanibevary, Distrikan’i Mitsinjo no hitondrana anao ato anaty fandaharana.

Ampahafantarina miaraka amin’ny fizahana ato ato ny fomba nahatongavan’ny Arabo Antalaotsy tao amin’ny ilany Andrefan’i Madagasikara sy nanorenan’izy ireo ny tanàna sy foibem-barotra tao Antsoheribory.

Tao amin’ny Nosy Antsoheribory no nahatonga ny anaran’ny faritra any Mahajanga ho « Beny », araho ao anaty fandaharana fa raha misy tantara ahafa koa fantatsika naha « Boeny » ny faritra « Boeny » dia tantarao eo amin’ny commentaire.

|Œuvrons ensemble pour développer le tourisme à Madagascar|
Musique utilisée dans cette vidéo
En savoir plus
Titre
Noonday Sun
Artiste
Deep Forest
Writers
Michel Sanchez, Éric Mouquet
Concédé sous licence à YouTube par
SME (au nom de Sony Music Entertainment); Sony ATV Publishing, LatinAutor – SonyATV, SODRAC, União Brasileira de Compositores, LatinAutor, LatinAutorPerf, BMG Rights Management (US), LLC, BMI – Broadcast Music Inc., UNIAO BRASILEIRA DE EDITORAS DE MUSICA – UBEM, CMRRA, Abramus Digital et 4 sociétés de gestion des droits musicaux