La route de Ramena inauguration par Rajoelina le 11 septembre 2021

La route de Ramena inauguration par Rajoelina le 11 septembre 2021

Antsiranana Destinations Diego Madagascar Routes nationales Tourisme Voyages

La route de Ramena inauguration par Rajoelina le 11 septembre 2021 : 18 kms qui changent tout !

Miazakazaka ny fampandrosoana eto Antsiranana sy ny Faritra DIANA. Notokanan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA mivady androany 11 septambra 2021 ny lalana Antsiranana-Ramena. Efa tamin’ny taona 1956 no namboarina voalohany ity lalana ity ary izao nohajariana tanteraka izao indray.
Teo aloha raha maharitra adiny iray mahery eo ny fandehanana amin’ity lalana mirefy 18km ity, ankehitriny kosa 30mn farafahaela no anaovana izany mandra-pahatonga eny amin’ny tora-pasiky Ramena.


Ankoatran’ny fanavaozana ny tambazotran’ny lalana dia isan’ny iankinan’ny toe-karen’ny tanànan’Antsiranana ihany koa ity làlan’ny Ramena ity, izay inoana fa hampiroborobo ny sehatry ny fizahan-tany. Ny moron-dranomasin’i Ramena tokoa dia ahitana tora-pasika miavaka sy mahaliana ireo mpizaha tany avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao.
Ho fampiroboroboana izany sehatry ny fizahan-tany izany indrindra, dia nanambara ny Filoha Andry RAJOELINA nandritra ity lanonam-pitokanana ity fa efa misy ireo tetikasa hapetraky ny fitondram-panjakana hanangana fotodrafitrasa isan-karazany toy ny toerana fandraisam-bahiny lehibe entina hanatsara ireo tolotra omena ireo mpizaha tany

Le développement bat son plein à Antsiranana et dans la Région DIANA. Aujourd’hui 11 septembre 2021, la route Antsiranana-Ramena a été inaugurée par le Président Andry RAJOELINA et son épouse. Cette route a été construite en 1956 et est maintenant complètement reconstruite.
Auparavant, il fallait plus d’une heure pour parcourir ce parcours de 18 km, maintenant il faut au maximum 30 minutes pour atteindre la plage de Ramena.
En plus de rénover le réseau routier, la route Ramena est également l’un des piliers de l’économie de la ville d’Antsiranana, ce qui devrait dynamiser le secteur du tourisme. Les plages de Ramena contiennent vraiment des plages uniques qui attirent des touristes du monde entier.

Pour promouvoir le secteur du tourisme en particulier, le Président Andry RAJOELINA a annoncé lors de la cérémonie d’inauguration que le gouvernement envisage de construire diverses infrastructures telles que de grands hôtels pour améliorer les services rendus aux touristes. Superbe traduction automatique de Google : on n’arrete pas le progrès !

Photos Présidence de la République de Madagascar

Nos cartes postales de RAMENA 2007 en famille

La route de Ramena en 2007

Soyez patient pour commander votre plat à Ramena : il faut 4 bières !

La route de Ramena en 2007

Lumières de Ramena : magnifique !

La route de Ramena en 2007