Zahatany 26 Septembre 2020 |Tsingy de Bemara, Premier patrimoine mondial de l’UNESCO à Madagascar|

Madagascar

Zahatany 26 Septembre 2020 |Tsingy de Bemara, Premier patrimoine mondial de l’UNESCO à Madagascar|

Hatramin’ny taona 1990 no voasokajy ho Vakoka Iraisam-pirenen’i UNESCO ny Tsingin’i Bemara ao Bekopakyn distrikan’i Antsalova, Faritra Melaky.

Ny fomba fiforonany, ny zavaboahary mivelona ao (faune et flore), ny endriny tsy manaram-paharoa, ny kolontsaina nifandimbiasana nandritra ny taon-jato maro tao ary ny famatsiany ny terana mando na « site ramsar » iray atao hoe « Manambolomaty ».

Mba lazao eo amin’ny « commentaire » hoe ireo toerana fantatrao efa voasokajy Vakoka iraisam-pirenen’i UNESCO eto Madagasikara?

« Œuvrons ensemble pour développer le tourisme à Madagascar »🇲🇬