ANTAMBAHOAKA et le MIRARY à Manajary by ZAHATANY

Sambatra chez les ANTAMBAHOAKA à Mananjary by ZAHATANY 2022

Cote Est Destinations Documentaire Histoire Invitation au voyage Madagascar Mananjary Tourisme

Sambatra sur la Cote est, le rituel MIRARY se fait pour remercier Zanahary, les Ancêtres. Tout se fait autour du TRANOBE. Reportage de ZAHATANY chez les ANTAMBAHOAKA.

Voici un aperçu du rituel MIRARY pendant la fête du SAMBATRA dans la région de MANAJARY by ZAHATANY

MIRARY est une coutume de l’Ethnie ANTAMBAHOAKA, que l’on effectue quand on est heureux (plutôt satisfait de la vie, de la bonne récolte par exemple, note du rédacteur). En fait, il s’agit de la fête de la circoncision des jeunes garçons. Voir plus bas.

Pour cela, les Antambahoaka chantent autour de la GRANDE MAISON, « TRANOBE ». Pendant que les « MPANJAKA » font les prières et la demande de bénédiction aux Dieux et aux Ancêtres, à ZANAHARY.

Au lever du jour et au coucher du soleil, les femmes effectuent ce rituel deux fois par jour et tournent 7 fois autour de la GRANDE MAISON (TRAGNOBE RAFANDAHARANA), pendant les jours du « SAMBATRA ». Les photos ont été prises à Masindrano, Mananjary : Crédit photos ZAHATANY.

Mananjary: « asa fa tsy kabary »

Amin’ny 08ora sy sasany alina ny fotoana anio hariva ao amin’ny TVM

Zahatany tao Mananjary hitondrana ampahan-tantaran’ny foko Antambahoaka

« Mirary »: fomba amam-panao Antambahoaka atao rehefa Sambatra

Ny « mirary » amin’ny Antambahoaka dia hira atao mihodidina ny « tragnobe » mandritra ny fivavahana na fangatam-pitahiana ataon’ny Mpanjaka sy izay miaraka aminy ao « antragnobe » rehefa Sambatra

Maraina tandrify ny fiposahan’ny masoandro iny no « mirary » ny vehivavy sy harivariva hody masoandro rehefa amin’ny fotoan’ny Sambatra, izany hoe in-droa isanandro.

Raha tsy diso fanisa aho dia hodidina im-pito ny « tragnobe » rehefa « mirary »

Vahivavy « mirary » teo amin’ny « tragnobe Rafandaharana » tao Masindrano, Mananjary no hitantsika amin’ny sary

Sambatra sur la Cote est, le rituel MIRARY se fait pour remercier Zanahary, les Ancêtres.

Masindrano, Mananjary: sasakalin’ny « mamoha ranim-boay »

Mba zakainareo ao rô i Dadabôna, hariva hoe igny interview aligna be nataon’ny Zahatany tamin’ny mamoha renim-boay igny mandeha amin’ny TVM, amin’ny

Tamin’ny 01ora marainan’ny « mamoha renim-boay » na « mamoha andriam-be », no nanaovana an’ io interview io, mamirifiry ny hatsiaka (9°C), nirotsaka koa ny orana fa dia niaretanay sy Dadabôna ka mahatsiaro azy manokana aho androany.

Ny hoe « mamoha renim-boay na mamoha andriam-be » dia fotoana itsofana antsivabe avy any ampasana anamarihana ny fanombohan’ny Sambatra amin’ny foko Antambahoaka

Fandaharana hariva no anarahanao misy misy kokoa ny fanazavan’i Dadabôna mikasa izany.

Tranobe Rafandaharana, Mananjary: nampiantrano ny Zahatany

Zava-dehibe amin’ny fiaraha monina Malagasy ny fanomezana haja olo manan-kasina an-tanana ka amin’ny toerana izay alehanay dia tsy maintsy manatanteraka fomba, manantona Olobe sy Mpanjaka tahaka izao, mialohan’ny hanatanterahana ny asa rehetra hatao mba hahamora ny fanatontosana azy

Raisiko ho voninahitra lehibe sy ekipan’ny Zahatany iray manontolo ny nahafahana niditra tranoben’ny Rafandaharana, zava dehibe tokoa izany amin’ny kolontsaintsika Malagasy

Hariva ny fotoana izany e !

Voici les 12 TRAGNOBE à MANAJARY

Voici les 12 TRAGNOBE à MANAJARY

ireto avy ny tragnobe 12 ao :

  1. Rafandaharana
  2. Antebe
  3. Satrokefa
  4. Ndremarosola ao amin’ny Fokontany Masindrano
  5. Andramagnatsignana
  6. Andramagnandrefana
  7. Ramialaza Avaratra
  8. Ramialaza Atsimo ao amin’ny Fokontany Ankadirano
  9. Antandroho
  10. Andramagna ao amin’ny Fokontany Andovosira
  11. Rantsianka
  12. Antandroho ao amin’ny Fokontany Ankatafana

 

Où se trouve Manajary ?

Mananjary, renivohitry ny faritra Vatovavy: tahatahaky ny Nosy ny firafitry ny tanàna rehefa tazanina avy ambony.

Mananjary : renivohin’ny taranak’i Zafiraminia

Ny faritra eo anelanelan’ny reniranon’i Mananjary sy Sakaleona amin’ny ilany atsinanan’i Madagasikara iny no niely patrana taman-jato taona maro ny taranaka Antambahoaka.

Hiresaka ampahany amin’izany tantara izany isika ao anaty fandaharana amin’ny Sabotsy 06 Aogositra izao, amin’ny 08ora sy sasany alina ao amin’ny TVM.

Mais au fait : Mananjary na Manazary ?

Mananjary na Manazary : azo adika koa hoe manan-karena
Renirano miandoha avy ao amin’ny Valanjavaboaharim-pirenena Marolambo, atsimon’ny distrikan’i Fandriana i Mananjary mialohan’ny nitondrany anaran-tanànan’ny renivohitra Antambahoaka.
Ny fivarinan’ny andranomasimbe indiana na eo amin’ny fihaonan’ny amin’ny ranomasina no atao hoe « vinagny », mamaritra ny tapany atsimo amin’ny faritra Antambahoaka.
Masindrano no niantsoana ny anaran’ny tanànan’i Mananjary talohan’ny fanjanahantany ary izy no voafidy ho renivohitry ny faritra Vatovavy, faritra faha 23 eto Madagasika tamin’ny oktobra – 2022.
Amin’ny maha renivohitry ny Antambahoaka azy dia manana tragnobe 12 i Mananjary
Zahatany – Mananjary

Qu’est ce que le SAMBATRA ?

Voici une étude de référence en socio-anthropologie pour nous expliquer ce qu’est ce rituel du Sambatra chez les Amtambahoaka.

Robert Razafitsaroana, « Le Sambatra ou la circoncision chez les Antambahoaka : tribu de la côte est de Madagascar (Mananjary) »

Source : Wikipedia

La circoncision collective du sambatra, c’est une occasion qui permet aux garçonnets de devenir des hommes au sein de leur communauté. La cérémonie du sambatra fêté par l’ethnie Antambahoaka tous les sept ans, dure quatre semaines.

Comment se déroule le rituel du Sambatra ?

Les Antambahoaka explosent totalement. Partout, on entend du  » Antsa « c’est-à-dire des chants cadencés des femmes, du  » Hazolahy « (le tambour sacré) et l ‘  » Antsiva « ou la conque marine. Au début de la cérémonie , on chasse les mauvais esprits dans toute la ville,les pères ornent le faîtage des cases d’une colombe sculptée tandis que les mères apprêtent les tenues rouges des garçonnets et les nattes sur lesquelles ils seront opérés. Les jeunes de leur côté vont puiser l’eau , qui servira à laver la plaie des circoncis, à une rivière sacrée . A leur retour, un simulacre de bataille a lieu avec les gens du village qui tentent de renverser leurs calebasses. Tout le monde se rallie après avec la grande procession, en direction vers le  » VINANY « c’est-à-dire l’ embouchure qui se trouve à côté de la grande plage de sable blanc. Le frère de la mère porte sur son dos ( Manao Antsangory) le neveu, ce dernier porte un habit et un chapeau en rouge.

Les  » AMPANJAKA «  descendants des rois verseront sur chacun quelques gouttes d’eau sacrée. Durant la cérémonie, les femmes mettent leur lamba traditionnel , leur cheveux tressés avec soin surmontés de chapeaux en raphia et elles passent toute la soirée précèdent l’opération à la prière.

Quels sont les Symboles mise en œuvre pendant le SAMBATRA ?

En général, le sambatra symbolise le “fihavanana” c’est-à-dire la solidarité car c’est une opportunité pour tous le monde de se reconcilier. Par ailleurs, le sambatra signifie également la fête de la vie parce que pour la continuité de la vie qu’on la fait. Enfin, le sambatra est aussi vue comme la fête de l’âme car sans âme, il n’existe pas de force intérieur et des efforts physiques pour l’homme.

Références

Robert Razafitsaroana, « Le Sambatra ou la circoncision chez les Antambahoaka : tribu de la côte est de Madagascar (Mananjary) », traduit du malgache et annoté par P. H. Dubois, in Anthropos (Zurich), 1927, vol. 22, H. 5-6, p. 747-764

Sambatra chez les Antambahoaka, Musée d’art et d’archéologie, Antananarivo, 1980, 42 p. (exposition)

Pour aller plus loin voici le Film documentaire de 52 minutes, réalisé par Jean Noël Rakotoarisoa. Le « SAMBATRA » : « Le rituel de circoncision collective » comme son nom l’indique représente la joie et le bonheur au sein d’une famille. Les «ANTAMBAHOAKA », peuple du sud-est de Madagascar, fêtent tous les sept ans le « SAMBATRA ». C’est une occasion qui permet aux garçonnets de devenir des hommes au sein de la communauté. Le « SAMBATRA » est une coutume des «ANTAMBAHOAKA » qui a été hérité par les Arabes et la cérémonie du « SAMBATRA » dure quatre semaines.De plus, c’est une des raisons qui permet de valoriser l’homme, le chef de la famille et de voir sa famille réussir dans la vie.