ZAHATANY 12 AOUT 2017 |MEMORIAL CHURCHES ANTANANARIVO|

ZAHATANY 12 AOUT 2017 |MEMORIAL CHURCHES ANTANANARIVO| antara, ny tantaran’ireo endritrano tandrefana eto Antananarivo, ary ny nidiran’ny sivilizasiona Erôpeana sy ny fivavahana kristiana teto amintsika no ampahafantarina anao ato anatin’ny fandaharana #Zahatany, eo amin’ny fanadihadian’i #Haja_RATSIMBAZAFY sy #Feno_RANDRIAMALALA. Fiangonana Tranovato Ambatonakanga, Ambohipotsy, Ambonin’Ampamarinana ary Faravohitra no atolotray anareo. #Zahatany #Haja_RATSIMBAZAFY #Feno_RANDRIAMALALA

Continue Reading

Zahatany 11 Janvier 2020 |Bekopaky: gorge de Manambolo, visite grottes et tombeaux de Vazimba|

Zahatany 11 Janvier 2020 |Bekopaky: gorge de Manambolo, visite grottes et tombeaux de Vazimba| ZAHATANY 941 abonnés Balade en pirogue sur la gorge de Manambolo, visite des grottes et le tombeau de Vazimba au bors du fleuve. Reportage TV, promotion de la destination à Menabe dans l’émission Zahatany de la Televiziona Malagasy, présentée par Vololona […]

Continue Reading