ZAHATANY 12 AOUT 2017 |MEMORIAL CHURCHES ANTANANARIVO|

Madagascar

ZAHATANY 12 AOUT 2017 |MEMORIAL CHURCHES ANTANANARIVO|

antara, ny tantaran’ireo endritrano tandrefana eto Antananarivo, ary ny nidiran’ny sivilizasiona Erôpeana sy ny fivavahana kristiana teto amintsika no ampahafantarina anao ato anatin’ny fandaharana #Zahatany, eo amin’ny fanadihadian’i #Haja_RATSIMBAZAFY sy #Feno_RANDRIAMALALA.

Fiangonana Tranovato Ambatonakanga, Ambohipotsy, Ambonin’Ampamarinana ary Faravohitra no atolotray anareo.
#Zahatany #Haja_RATSIMBAZAFY #Feno_RANDRIAMALALA