ZAHATANY 08 DÉCEMBRE 2018 |Tour de ville Toliara|

Madagascar

ZAHATANY 08 DÉCEMBRE 2018 |Tour de ville Toliara|

ZAHATANY
Afangaro amin’ny fanaovana city tour na tour de ville eto Toliara no tena mahatsara ny fizahana ato amin’ny centre d’exposition jardin de la mer, ankoatry ny vorombe sy coelacanthe manko, aseho ato ireo kazarana hazan-dranomasina mampiavaka ny faritra atsimon’i madagasikara sy ny tontolo manodidina ny fomba fiainan’ny foko amin’ity faritra ity izay mbola harahintsika eto amin’ny fandaharana zahatany amin’ny manaraka.

Mpizahatany vahiny no mbola marisika mitsidika ato hatreto, manaraka azy ny mpikaroka sy ireo mpianatra manao voyage d’étude na voyage de groupe mpandalina fahalalana. Natao hisintomana antsika Malagasy anefa ny sara-pidirana sy fitarihana mba hahafehezana ny zava-misy eto Madagasikara, 2 000 Ar ny antsika, 15 000 Ar ny teratany vahiny, mahazo sarany manokana ny mpianatra manao voayge d’étude sy classe verte.
Musique utilisée dans cette vidéo
En savoir plus
Titre
Noonday Sun
Artiste
Deep Forest
Writers
Michel Sanchez, Éric Mouquet
Concédé sous licence à YouTube par
SME (au nom de Sony Music Entertainment); Sony ATV Publishing, LatinAutor – SonyATV, SODRAC, União Brasileira de Compositores, LatinAutor, LatinAutorPerf, BMG Rights Management (US), LLC, BMI – Broadcast Music Inc., UNIAO BRASILEIRA DE EDITORAS DE MUSICA – UBEM, CMRRA, Abramus Digital et 4 sociétés de gestion des droits musicaux