RN1A ROUTE DE L'IMPOSSIBLE MADAGASCAR MAINTIRANO TSIROANOMANDIDY

RN1A ROUTE DE L’IMPOSSIBLE MADAGASCAR MAINTIRANO TSIROANOMANDIDY RN1A

Aventure Conseils voyages Cote Ouest Destinations Documentaire Routes nationales Tourisme Voyages

ROUTE DE L’IMPOSSIBLE MADAGASCAR – MAINTIRANO / TSIROANOMANDIDY RN1A

RN1A Maintirano

CETTE ROUTE FIGURE PARMI LES MOIS ACCESSIBLE DE MADAGASCAR, POURTANT VITAL AUX LOCAUX.

Où se trouve Maintirano ?

Sur la Cote Ouest de madagascar. On peut la rejoindre difficilement par la route via Tsiroramandidy. D’autres préfèrent prendre l’avion.

Voici l’état actuel de la route en cours de réfection au 16 septembre 2020. Merci à la contribution de Miora Randrianasolo (Membre du Groupe TVPLUS sur FACEBOOK)

Cartes postales de la rédaction de Chasse-info RN1A Tsiroanomandidy Maintirano

Mampiteny ny moana ny haratsian-dalana mampitohy an’i Tsiroanomandidy sy Maintirano. Tsy niova mihitsy tao anatin’ny taona maro ity lalam-pirenena RN1 bi mirefy 407 km ity.

Toy izao ny fitantaran’ny mpandeha iray namita iraka tany an-toerana :

« Niainga teo Tsiroanomandidy amin’ny saran-dalana 150 000ar (misy koa 200000ar) izahay mandeha 4×4 mahazaka olona 7 saingy nitombo 12 ny mpandeha rehefa tena niainga satria matiantoka hono ny koperativa raha vao tsy feno 12. Samy miaraka amin’ny entany avy ireo olona ireo.

Misy tanàna maromaro lalovana ary tena atahorana avokoa satria akodahoda be sady be dahalo : Mahatsinjo, Orimbato, Bongan le manja, Ampanasana, Beravina, Ankalalo, Andramy, Tsingilo, Belitsaka

Eny an-dalana aloha tsy mandry sady mitaintaina fa mirisika fotsiny, rehefa tsy sendran’ny dahalo dia mba tongasoa fa rehefa tratrany dia alainy avokoa ny entana sy ny vola eny aminao.

4 andro hatramin’ny 6 andro eny an-dalana arakaraka ny toetrandro (mihoatra be rehefa tena fahavaratra). Ny toerana atoriana amin’io mbola mampatahotra satria an-kodahoda aby zay aleha rehetra.

Tsy afaka naka sary aho fa sendra manairana fa ilay hotely nisakafoananay izay sady manome efitra atorina dia amin’ny tany, asiany jiafotsy fotsiny dia izay no hofaina. « 

Avec nos remerciements à la Rédaction©️Chasse-info